-
Rota 4:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa nieritreritra aho hoe tokony hilaza izany aminao, ka hiteny hoe: ‘Vidio+ eto anatrehan’ny mponina sy ny anti-panahin’ny fireneko+ ilay izy. Raha hanavotra azy ianao, dia avoty. Fa raha tsy hanavotra kosa ianao, dia mba ilazao aho. Tsy misy olon-kafa tokony hanavotra+ azy io mantsy afa-tsy ianao, ary izaho no manarakaraka anao.’” Dia hoy ilay olona: “Izaho no hanavotra azy.”+
-
-
Rota 4:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa hoy ilay mpanavotra: “Tsy afaka manavotra an’io ho an’ny tenako aho raha izany, sao ho simba ny lovako. Avoty ho anao ilay izy ka ny zoko hanavotra no hanavotanao azy, fa izaho tsy afaka manavotra.”
-