Nomery 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa tanàna valo amby efapolo miaraka amin’ny kijanany no homenareo ny Levita.+ Josoa 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Efa lasa foko roa koa ny taranak’i Josefa,+ dia i Manase+ sy Efraima.+ Tsy nomena anjara tao amin’ilay tany kosa ny Levita, afa-tsy tanàna+ honenana mbamin’ny kijanany ihany ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany.+ Josoa 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka niteny tamin’izy ireo tao Silo,+ tany Kanana, nanao hoe: “Efa nandidy tamin’ny alalan’i Mosesy i Jehovah fa homena tanàna honenana izahay, ary koa kijana ho an’ny biby fiompinay.”+
4 Efa lasa foko roa koa ny taranak’i Josefa,+ dia i Manase+ sy Efraima.+ Tsy nomena anjara tao amin’ilay tany kosa ny Levita, afa-tsy tanàna+ honenana mbamin’ny kijanany ihany ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany.+
2 ka niteny tamin’izy ireo tao Silo,+ tany Kanana, nanao hoe: “Efa nandidy tamin’ny alalan’i Mosesy i Jehovah fa homena tanàna honenana izahay, ary koa kijana ho an’ny biby fiompinay.”+