Deoteronomia 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Efa natolotr’i Jehovah Andriamanitrao teo an-tananao ity tany ity,+ ka miakara ary alaivo ho anao izany, araka izay nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny razanao taminao.+ Aza matahotra na mihorohoro.’+ Josoa 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa mandidy anao indray aho+ hoe: ‘Mahereza sy matanjaha.’ Aza mivadi-po na mihorohoro,+ fa momba anao i Jehovah Andriamanitrao na aiza na aiza alehanao.”+
21 Efa natolotr’i Jehovah Andriamanitrao teo an-tananao ity tany ity,+ ka miakara ary alaivo ho anao izany, araka izay nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny razanao taminao.+ Aza matahotra na mihorohoro.’+
9 Koa mandidy anao indray aho+ hoe: ‘Mahereza sy matanjaha.’ Aza mivadi-po na mihorohoro,+ fa momba anao i Jehovah Andriamanitrao na aiza na aiza alehanao.”+