Deoteronomia 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hampaniriko zavamaniry ho an’ny biby fiompinareo+ ny sahanareo. Ary hihinan-kanina ianareo ka ho voky.+ Joela 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hovalian’i Jehovah ny olony hoe: ‘Handefasako varimbazaha sy divay vaovao ary menaka ianareo, ka ho vokin’izany.+ Ary tsy havelako holatsaina any amin’ireo firenena intsony ianareo.+
15 Dia hampaniriko zavamaniry ho an’ny biby fiompinareo+ ny sahanareo. Ary hihinan-kanina ianareo ka ho voky.+
19 Dia hovalian’i Jehovah ny olony hoe: ‘Handefasako varimbazaha sy divay vaovao ary menaka ianareo, ka ho vokin’izany.+ Ary tsy havelako holatsaina any amin’ireo firenena intsony ianareo.+