Jeremia 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Efa hatry ny ela no nopotipotehiko ny zioganao,+ ary notapahiko ny tady nangeja anao. Hoy ihany anefa ianao: “Tsy hanompo anao aho.” Dia nitsilailay eran’ny havoana avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra+ ianao, ka nivaro-tena.+
20 “‘Efa hatry ny ela no nopotipotehiko ny zioganao,+ ary notapahiko ny tady nangeja anao. Hoy ihany anefa ianao: “Tsy hanompo anao aho.” Dia nitsilailay eran’ny havoana avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra+ ianao, ka nivaro-tena.+