Levitikosy 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hakan’ny mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ran’ny fanatitra noho ny ota, ka hahosony eo amin’ireo tandroky+ ny alitaran’ny fanatitra dorana. Dia hararany eo am-pototr’io alitara io ny ambin-dra.
25 Hakan’ny mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ran’ny fanatitra noho ny ota, ka hahosony eo amin’ireo tandroky+ ny alitaran’ny fanatitra dorana. Dia hararany eo am-pototr’io alitara io ny ambin-dra.