Salamo 44:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Afoinao toy ny ondry atao sakafo izahay,+Ary aparitakao any amin’ireo firenena.+ Jeremia 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haparitako any amin’ireo firenena tsy fantany sy tsy fantatry ny razany izy ireo,+ ary handefasako sabatra hamely azy, mandra-paharipany tanteraka.’+
16 Haparitako any amin’ireo firenena tsy fantany sy tsy fantatry ny razany izy ireo,+ ary handefasako sabatra hamely azy, mandra-paharipany tanteraka.’+