Ezekiela 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Haeliko any amin’ny vazan-tany efatra ny olona rehetra manodidina azy, izay mpanohana azy, mbamin’ny miaramilany rehetra.+ Ary hanatsoaka sabatra aho hamelezana azy ireo.+
14 Haeliko any amin’ny vazan-tany efatra ny olona rehetra manodidina azy, izay mpanohana azy, mbamin’ny miaramilany rehetra.+ Ary hanatsoaka sabatra aho hamelezana azy ireo.+