Lioka 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nahita vehivavy mpitondratena mahantra nandatsaka vola madinika roa faran’izay kely vidy*+ izy, 2 Korintianina 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa raha misy aloha ny fahavononana hanome, dia ankasitrahana indrindra izany raha araka izay ananan’ilay olona,+ fa tsy araka izay tsy ananany.
2 Dia nahita vehivavy mpitondratena mahantra nandatsaka vola madinika roa faran’izay kely vidy*+ izy,
12 Fa raha misy aloha ny fahavononana hanome, dia ankasitrahana indrindra izany raha araka izay ananan’ilay olona,+ fa tsy araka izay tsy ananany.