Levitikosy 26:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana+ ary lalàna naorin’i Jehovah teo aminy sy ny zanak’Israely, teo an-tendrombohitra Sinay, tamin’ny alalan’i Mosesy.+ Deoteronomia 4:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ireto avy ny fampahatsiahivana+ sy ny fitsipika+ ary ny didim-pitsarana+ nolazain’i Mosesy tamin’ny zanak’Israely, rehefa nivoaka avy tany Ejipta izy ireo,
46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana+ ary lalàna naorin’i Jehovah teo aminy sy ny zanak’Israely, teo an-tendrombohitra Sinay, tamin’ny alalan’i Mosesy.+
45 Ireto avy ny fampahatsiahivana+ sy ny fitsipika+ ary ny didim-pitsarana+ nolazain’i Mosesy tamin’ny zanak’Israely, rehefa nivoaka avy tany Ejipta izy ireo,