-
Levitikosy 14:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “Fa raha mahantra+ kosa ilay olona ka sahirana ara-pivelomana,+ dia haka ondrilahy kely iray ho fanatitra noho ny heloka izy, hatao fanatitra ahetsiketsika, mba handrakofana ny fahotany. Haka lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha koa izy, ka hafangarony menaka, ho fanatitra varimbazaha. Dia haka menaka iray loga,
-