FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ny ampitson’iny, dia hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Efa nanao fahotana lehibe ianareo.+ Koa hiakatra any amin’i Jehovah aho izao. Angamba aho ho afaka hanao fandrakofam-pahotana ho anareo.”+

  • Levitikosy 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha tsy takatry ny volany ny ondry, dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy:+ Ny iray ho fanatitra dorana, ary ny iray ho fanatitra noho ny ota. Ary handrakotra ny fahotan-dravehivavy+ ny mpisorona, ka hadio ravehivavy.’”

  • Nomery 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary handrakotra ny fahotan’ny+ zanak’Israely rehetra ny mpisorona, ka havela ny helok’izy ireo. Fahadisoana tsy nahy+ mantsy izany, ary izy ireo koa efa nitondra ny fanatiny, dia fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah sy fanatitra noho ny ota eo anatrehan’i Jehovah noho ilay fahadisoany.

  • Hebreo 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa tsy maintsy tonga tahaka an’ireo “rahalahiny” izy tamin’ny lafiny rehetra,+ mba ho tonga mpisoronabe mamindra fo sy mendri-pitokisana raha ny amin’ny zavatra momba an’Andriamanitra,+ ka hanolotra sorona fampihavanana+ noho ny fahotan’ny olona.+

  • 1 Jaona 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izy no sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy noho ny antsika+ ihany fa noho ny an’izao tontolo izao+ manontolo koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara