Eksodosy 28:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary manamboara kilaoty lava amin’ny lamba rongony mba hanaronan’izy ireo ny fitanjahany.+ Avy eo amin’ny andilana ka hatreo amin’ny fe ireo kilaoty lava. Eksodosy 39:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 satroka lamba+ sy fehiloha+ firavahan’ny mpisorona izay samy vita tamin’ny rongony tena tsara, ary kilaoty lava+ vita tamin’ny kofehy rongony miolana tsara;
42 Ary manamboara kilaoty lava amin’ny lamba rongony mba hanaronan’izy ireo ny fitanjahany.+ Avy eo amin’ny andilana ka hatreo amin’ny fe ireo kilaoty lava.
28 satroka lamba+ sy fehiloha+ firavahan’ny mpisorona izay samy vita tamin’ny rongony tena tsara, ary kilaoty lava+ vita tamin’ny kofehy rongony miolana tsara;