5 Ary hodoran’ireo zanakalahin’i Arona+ eo ambony alitara izany rehetra izany, mba hidona-tsetroka+ eo ambony fanatitra dorana izay eo ambony kitay,+ ao anaty afo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony+ an’i Jehovah.
16 Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany rehetra izany mba hidona-tsetroka ho sakafo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony. An’i Jehovah ny taviny rehetra.+
17 Ny lahy voalohan-teraky ny omby na ondry na osy ihany no tsy havotanao fa masina.+ Hafafinao eo ambony alitara ny rany,+ ary hodoranao mba hidona-tsetroka ny taviny, ho fanatitra atao anaty afo, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+