FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “‘Raha zavatra natao tao anaty lafaoro no fanatitra varimbazaha atolotrao, dia tokony hatao amin’ny lafarinina tsara toto izany: Mofo boribory*+ tsy misy lalivay sady nafangaro menaka, na mofo fisaka tsy misy lalivay+ sady nohosorana menaka.+

  • Levitikosy 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Fa raha mahantra+ kosa ilay olona ka sahirana ara-pivelomana,+ dia haka ondrilahy kely iray ho fanatitra noho ny heloka izy, hatao fanatitra ahetsiketsika, mba handrakofana ny fahotany. Haka lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha koa izy, ka hafangarony menaka, ho fanatitra varimbazaha. Dia haka menaka iray loga,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara