Levitikosy 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha manolotra sorona iombonana+ izy, ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia izay tsy misy kilema+ no hatolony eo anatrehan’i Jehovah. Levitikosy 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Ary izay olona* mbola maloto nefa mihinana ny henan’ny sorona iombonana ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny.+ Levitikosy 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Raha misy manolotra sorona iombonana+ ho an’i Jehovah mba hanefana voady+ na ho fanatitra an-tsitrapo, dia tokony ho biby tsy misy kilema izany, na omby na ondry na osy, mba hahazoany sitraka. Tsy tokony hanan-takaitra mihitsy izany. 1 Korintianina 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany?
3 “‘Raha manolotra sorona iombonana+ izy, ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia izay tsy misy kilema+ no hatolony eo anatrehan’i Jehovah.
20 “‘Ary izay olona* mbola maloto nefa mihinana ny henan’ny sorona iombonana ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny.+
21 “‘Raha misy manolotra sorona iombonana+ ho an’i Jehovah mba hanefana voady+ na ho fanatitra an-tsitrapo, dia tokony ho biby tsy misy kilema izany, na omby na ondry na osy, mba hahazoany sitraka. Tsy tokony hanan-takaitra mihitsy izany.
16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany?