16 Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany rehetra izany mba hidona-tsetroka ho sakafo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony. An’i Jehovah ny taviny rehetra.+
17 “‘Izao no lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra ho an’ny taranakareo, any amin’izay rehetra onenanareo: Aza mihinana tavin-kena na ra+ mihitsy.’”
8 “‘Amin’ny taviny rehetra amin’ilay omby atao fanatitra noho ny ota, dia ireto avy no hesorin’ny mpisorona: Ny taviny manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+
16 Ary raha niteny taminy ilay olona hoe: “Aleo aloha hodorana mba hidona-tsetroka ny tavin-kena,+ vao haka izay tianao+ ianao”, dia hoy izy: “Tsia! Fa omeo izao dia izao ilay izy. Raha tsy izany dia halaiko an-keriny!”+