FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+

  • Eksodosy 29:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary alaivo ny menaka masina fanosorana,+ ka araraho amin’ny lohany, dia hosory ho mpisoronabe izy.+

  • Eksodosy 40:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ampanaovy an’i Arona ny fitafiana masina,+ ka hosory izy+ ary hamasino. Dia hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy.

  • Nomery 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa aoka ianao sy ny zanakao lahy hanao tsara ny asa fisoronana, izany hoe ny zava-drehetra momba ny alitara sy izay ao ambadiky ny ridao.+ Ary hanao ny fanompoana ianareo.+ Hataoko fanomezana ho anareo ny fanompoana, dia ny asa fisoronana, ary hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona eo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara