Eksodosy 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Taorian’izay, dia naniraka zatovolahy maromaro avy teo amin’ny zanak’Israely izy, ary nanolotra fanatitra dorana ireo sady namono omby ho sorona iombonana+ ho an’i Jehovah. Levitikosy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely+ hoe: ‘Raha misy aminareo manolotra biby fiompy ho fanatitra ho an’i Jehovah, dia omby na ondry na osy no atero.
5 Taorian’izay, dia naniraka zatovolahy maromaro avy teo amin’ny zanak’Israely izy, ary nanolotra fanatitra dorana ireo sady namono omby ho sorona iombonana+ ho an’i Jehovah.
2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely+ hoe: ‘Raha misy aminareo manolotra biby fiompy ho fanatitra ho an’i Jehovah, dia omby na ondry na osy no atero.