20 Ary nanorina alitara+ ho an’i Jehovah i Noa. Dia naka tamin’ny biby madio+ sy ny biby manidina madio+ izy, ka nanolotra fanatitra dorana teo ambonin’ilay alitara.+
18 Ary dory eo ambony alitara ilay ondry manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana+ ho an’i Jehovah izany, ho hanitra mampitony.+ Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.