Eksodosy 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ary izao no hataonao amin’izy ireo, mba hanamasinana azy hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako: Makà vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy roa+ samy tsy misy kilema,+
29 “Ary izao no hataonao amin’izy ireo, mba hanamasinana azy hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako: Makà vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy roa+ samy tsy misy kilema,+