FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Avy eo dia ampanatony eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana i Arona sy ny zanany, ka sasao amin’ny rano.+

  • 1 Korintianina 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa toy izany ihany ny sasany aminareo,+ saingy efa voasasa madio tsara ianareo,+ efa nohamasinina ianareo,+ efa nambara ho marina+ ianareo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy tamin’ny fanahin’Andriamanitsika.+

  • Efesianina 5:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 mba hanamasinany azy,+ ka hanadiovany azy amin’ny rano fandroana, amin’ny alalan’ny teny.+

  • Hebreo 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa momba ny hanina+ sy ny zava-pisotro+ ary ny fandrobohana+ samihafa fotsiny ny fanomezana sy ny sorona. Ny lalàna no nitaky ireny zavatra momba ny nofo ireny,+ ary tsy maintsy notandremana ireny mandra-pahatongan’ny fotoam-panitsiana voatondro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara