13 Ary alaivo ny taviny+ rehetra manarona ny tsinainy,+ sy ny taviny eo amin’ny atiny,+ ary ny voa roa mbamin’ny taviny eo amboniny, ka dory eo ambony alitara mba hidona-tsetroka.+
8 “‘Amin’ny taviny rehetra amin’ilay omby atao fanatitra noho ny ota, dia ireto avy no hesorin’ny mpisorona: Ny taviny manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+