Eksodosy 29:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary dory eo ambony alitara ilay ondry manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana+ ho an’i Jehovah izany, ho hanitra mampitony.+ Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.
18 Ary dory eo ambony alitara ilay ondry manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana+ ho an’i Jehovah izany, ho hanitra mampitony.+ Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.