FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany rehetra izany mba hidona-tsetroka ho sakafo, ho fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony. An’i Jehovah ny taviny rehetra.+

  • Levitikosy 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ary ny voa roa sy ny taviny eo amboniny, izany hoe ilay eo amin’ny tehezany. Fa ny taviny eo amin’ny aty kosa hesoriny miaraka amin’ny voa.+

  • Levitikosy 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka ny tavin-kena+ sy ny voa ary ny taviny teo amin’ny aty, izay samy avy tamin’ilay fanatitra noho ny ota,+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.

  • Ezekiela 44:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ampidirinareo ao amin’ny toerako masina mantsy ny hafa firenena tsy voafora fo sady tsy mifora,+ mba hanazimbazimbana ny tranoko. Manome sakafo hatao fanatitra ho ahy koa ianareo+ ka manolotra tavin-kena+ sy ra,+ nefa ny fifanekeko aza tsy hajaina akory, noho ny zava-maharikoriko rehetra ataonareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara