26 “Ary alaivo ny tratran’ilay ondrilahy, izay atao sorona mba hametrahana an’i Arona ho mpisorona.+ Dia ahetsiketseho ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah ilay tratrany, ka iny no ho anjaranao.
30 Ary hoentiny ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ny tavin-kena+ sy ny tratran’ilay biby. Hoentiny ilay tratrany sy ny tavin-kena, ka hahetsiketsiny* ho fanatitra ahetsiketsika+ eo anatrehan’i Jehovah.