Levitikosy 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Avy eo, dia hovonoina eo anatrehan’i Jehovah ilay vantotr’ombilahy. Ary hatolotr’ireo mpisorona+ zanakalahin’i Arona ny ra, ka hafafiny eo amin’ireo lafin’ilay alitara+ izay eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. Levitikosy 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia novonoin’i Mosesy ilay ondry, ary nafafiny teo amin’ireo lafin’ny alitara ny ra.+
5 “‘Avy eo, dia hovonoina eo anatrehan’i Jehovah ilay vantotr’ombilahy. Ary hatolotr’ireo mpisorona+ zanakalahin’i Arona ny ra, ka hafafiny eo amin’ireo lafin’ilay alitara+ izay eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.