Levitikosy 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ary hanao ny adidiny amiko izy ireo, sao ho lasa fahotany ny tsy fanaovany izany, ka ho faty izy,+ satria nanazimbazimba zava-masina. Izaho no Jehovah izay manamasina azy ireo. Nomery 26:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Maty anefa i Nadaba sy Abiho, satria nanolotra afo tsy ara-dalàna teo anatrehan’i Jehovah.+
9 “‘Ary hanao ny adidiny amiko izy ireo, sao ho lasa fahotany ny tsy fanaovany izany, ka ho faty izy,+ satria nanazimbazimba zava-masina. Izaho no Jehovah izay manamasina azy ireo.