Matio 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony. Marka 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Volon-drameva ny fitafian’i Jaona, fehikibo hoditra no teo amin’ny andilany,+ ary valala+ sy tantelidia+ no fihinany.
4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony.
6 Volon-drameva ny fitafian’i Jaona, fehikibo hoditra no teo amin’ny andilany,+ ary valala+ sy tantelidia+ no fihinany.