Eksodosy 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mankanesa any amin’ny vahoaka, ary hamasino izy ireo anio sy rahampitso, ary asaivo manasa ny lamba fitafiny.+ Levitikosy 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Dia hanasa ny akanjony+ ilay midio, ary hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary handro+ amin’ny rano izy, ka hadio. Afaka miditra ny toby izy avy eo, nefa mbola hijanona fito andro eo ivelan’ny tranolainy.+ Levitikosy 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hanasa ny akanjony izay mikasika ny fandrianan’ilay olona, ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+ Nomery 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hanasa ny akanjony ilay nanangona ny lavenon’ilay ombivavy, nefa haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+ “‘Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny monina eo aminy.+
10 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mankanesa any amin’ny vahoaka, ary hamasino izy ireo anio sy rahampitso, ary asaivo manasa ny lamba fitafiny.+
8 “Dia hanasa ny akanjony+ ilay midio, ary hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary handro+ amin’ny rano izy, ka hadio. Afaka miditra ny toby izy avy eo, nefa mbola hijanona fito andro eo ivelan’ny tranolainy.+
5 Hanasa ny akanjony izay mikasika ny fandrianan’ilay olona, ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+
10 Ary hanasa ny akanjony ilay nanangona ny lavenon’ilay ombivavy, nefa haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+ “‘Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany, ho an’ny zanak’Israely sy ny mpivahiny monina eo aminy.+