Isaia 66:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hankanesana any amin’ireo zaridaina,+ ho eo andamosin’ilay sampy eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy zava-maharikoriko ary voalavo”,+ hoy i Jehovah.
17 Ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hankanesana any amin’ireo zaridaina,+ ho eo andamosin’ilay sampy eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy zava-maharikoriko ary voalavo”,+ hoy i Jehovah.