Lioka 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa tapitra ny andro fidiovan’izy ireo+ araka ny lalàn’i Mosesy, dia nentiny niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho an’i Jehovah,
22 Rehefa tapitra ny andro fidiovan’izy ireo+ araka ny lalàn’i Mosesy, dia nentiny niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho an’i Jehovah,