Levitikosy 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Dia hanasa ny akanjony+ ilay midio, ary hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary handro+ amin’ny rano izy, ka hadio. Afaka miditra ny toby izy avy eo, nefa mbola hijanona fito andro eo ivelan’ny tranolainy.+ Levitikosy 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Amin’ny andro fahavalo+ no hitondrany an’ireo any amin’ny mpisorona, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ eo anatrehan’i Jehovah, mba hanekena azy ho madio.+
8 “Dia hanasa ny akanjony+ ilay midio, ary hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary handro+ amin’ny rano izy, ka hadio. Afaka miditra ny toby izy avy eo, nefa mbola hijanona fito andro eo ivelan’ny tranolainy.+
23 Amin’ny andro fahavalo+ no hitondrany an’ireo any amin’ny mpisorona, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ eo anatrehan’i Jehovah, mba hanekena azy ho madio.+