Levitikosy 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Fa raha vorona kosa no akany ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, dia domohina+ na zana-boromailala+ no hatolony. Levitikosy 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 sy domohina+ roa na zana-boromailala roa koa izy, araka izay takatry ny volany, ka ny iray ho fanatitra noho ny ota, ary ny iray ho fanatitra dorana. Nomery 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amin’ny andro fahavalo kosa izy hitondra domohina roa na zana-boromailala roa any amin’ny mpisorona, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+
14 “‘Fa raha vorona kosa no akany ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, dia domohina+ na zana-boromailala+ no hatolony.
22 sy domohina+ roa na zana-boromailala roa koa izy, araka izay takatry ny volany, ka ny iray ho fanatitra noho ny ota, ary ny iray ho fanatitra dorana.
10 Amin’ny andro fahavalo kosa izy hitondra domohina roa na zana-boromailala roa any amin’ny mpisorona, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+