Salamo 51:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nanam-pahadisoana aho rehefa nateraky ny reniko tao anatin’ny fanaintainana.+Ary efa mpanota aho raha vao niforona tao an-kibon-dreniko.+ Mpitoriteny 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Na iza na iza olo-marina eto ambonin’ny tany ka manao ny tsara dia mbola manota ihany.+ Romanina 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa samy efa nanota ny rehetra+ ka tsy mahatratra ny voninahitr’Andriamanitra.+
5 Efa nanam-pahadisoana aho rehefa nateraky ny reniko tao anatin’ny fanaintainana.+Ary efa mpanota aho raha vao niforona tao an-kibon-dreniko.+