Deoteronomia 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireo no nanao ratsy.+Tsy zanany ireny, ary avy amin’ireny ihany ny kilemany.+Taranaka tsy marina sy ratsy fanahy+ ireny! 1 Mpanjaka 8:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 “Raha manota aminao izy,+ fa tsy misy olombelona tsy manota,+ ka tezitra mafy aminy ianao ary avelanao ho azon’ny fahavalo izy, ka entin’ny mpamabo azy any amin’ny tanin’ny fahavalo, na lavitra na akaiky,+
5 Izy ireo no nanao ratsy.+Tsy zanany ireny, ary avy amin’ireny ihany ny kilemany.+Taranaka tsy marina sy ratsy fanahy+ ireny!
46 “Raha manota aminao izy,+ fa tsy misy olombelona tsy manota,+ ka tezitra mafy aminy ianao ary avelanao ho azon’ny fahavalo izy, ka entin’ny mpamabo azy any amin’ny tanin’ny fahavalo, na lavitra na akaiky,+