Eksodosy 38:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary nanao ny alitaran’ny fanatitra dorana izy, ka hazo akasia no nanaovany azy. Dimy hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany, ka efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony.+ Levitikosy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Ary halain’i Arona ny fitondrana afo+ feno vainafo avy teo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Dia haka emboka manitra+ voatoto tsara eran-tanan-droa+ koa izy, ka hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+
38 Ary nanao ny alitaran’ny fanatitra dorana izy, ka hazo akasia no nanaovany azy. Dimy hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany, ka efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony.+
12 “Ary halain’i Arona ny fitondrana afo+ feno vainafo avy teo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Dia haka emboka manitra+ voatoto tsara eran-tanan-droa+ koa izy, ka hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+