14 Rehefa miditra ao ny mpisorona, dia tsy hivoaka avy ao amin’ny toerana masina mba hankeo amin’ny tokotany ivelany. Fa ao no hametrahany ny fitafiana fitondrany manompo,+ satria zava-masina ireny. Hanao akanjo+ hafa izy ireo, rehefa hankeny amin’izay misy ny vahoaka.”