Eksodosy 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary alaivo ny menaka masina fanosorana,+ ka araraho amin’ny lohany, dia hosory ho mpisoronabe izy.+ Levitikosy 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nandrarahany menaka masina fanosorana ny lohan’i Arona tamin’ny farany, ka nohosorany izy hanamasinana azy.+ Asan’ny Apostoly 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, izay nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy ny hery. Ary nandeha hatraiza hatraiza izy ka nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly,+ satria nomba azy Andriamanitra.+ Hebreo 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao, hanosotra+ anao menaka fifaliana mihoatra noho ireo namanao.”+
7 Ary alaivo ny menaka masina fanosorana,+ ka araraho amin’ny lohany, dia hosory ho mpisoronabe izy.+
12 Nandrarahany menaka masina fanosorana ny lohan’i Arona tamin’ny farany, ka nohosorany izy hanamasinana azy.+
38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, izay nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy ny hery. Ary nandeha hatraiza hatraiza izy ka nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly,+ satria nomba azy Andriamanitra.+
9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao, hanosotra+ anao menaka fifaliana mihoatra noho ireo namanao.”+