Levitikosy 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Handro amin’ny rano+ ao amin’ny toerana masina+ izy, ary hanao ny akanjony,+ dia hivoaka avy ao. Ary hanolotra fanatitra dorana+ izy, dia ny an’ny tenany sy ny an’ny vahoaka, ka handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny vahoaka.+ 1 Jaona 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izy no sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy noho ny antsika+ ihany fa noho ny an’izao tontolo izao+ manontolo koa.
24 Handro amin’ny rano+ ao amin’ny toerana masina+ izy, ary hanao ny akanjony,+ dia hivoaka avy ao. Ary hanolotra fanatitra dorana+ izy, dia ny an’ny tenany sy ny an’ny vahoaka, ka handrakotra ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny vahoaka.+
2 Izy no sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy noho ny antsika+ ihany fa noho ny an’izao tontolo izao+ manontolo koa.