Deoteronomia 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny ra ihany no tsy azonao hanina,+ fa tokony hararakao amin’ny tany toy ny rano.+ Deoteronomia 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny rany ihany no tsy azonao hanina,+ fa tokony hararakao amin’ny tany toy ny rano.+