Levitikosy 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Raha misy olona* manota, ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, eny fa na tsy fantany aza izany,+ dia meloka ihany izy ka hampamoahina noho ny fahadisoany.+
17 “Raha misy olona* manota, ka mandika ny iray amin’ireo zavatra andraran’i Jehovah, eny fa na tsy fantany aza izany,+ dia meloka ihany izy ka hampamoahina noho ny fahadisoany.+