Eksodosy 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha manana ady ny mahantra, dia aoka tsy ho ny fahantrany no hahatonga anao homba azy.+ Deoteronomia 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly. 2 Tantara 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo,+ satria tsy ho an’ny olona no itsaranareo, fa ho an’i Jehovah.+ Ary momba anareo izy amin’ny fitsarana ataonareo.+ Ohabolana 24:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Natao ho an’ny hendry+ koa izao teny izao: Tsy tsara ny miangatra rehefa mitsara.+ Romanina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra.+
19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.
6 Dia hoy izy tamin’ireo mpitsara: “Tandremo tsara izay ataonareo,+ satria tsy ho an’ny olona no itsaranareo, fa ho an’i Jehovah.+ Ary momba anareo izy amin’ny fitsarana ataonareo.+