Eksodosy 29:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ireo fitafiana masin’i+ Arona dia hanaovan’izay taranany+ mandimby azy, amin’ny fotoana hanosorana+ sy hanomezana fahefana azy ho mpisorona.+ Eksodosy 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hanosotra an’i Arona+ sy ny zanany lahy+ ianao, ka hanamasina azy hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+
29 “Ireo fitafiana masin’i+ Arona dia hanaovan’izay taranany+ mandimby azy, amin’ny fotoana hanosorana+ sy hanomezana fahefana azy ho mpisorona.+
30 Dia hanosotra an’i Arona+ sy ny zanany lahy+ ianao, ka hanamasina azy hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+