Levitikosy 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary haka ondrilahy tsy misy kilema+ sady araka ny tombam-bidy takin’ny mpisorona izy, ka hitondra izany ho an’i Jehovah ho fanatitra noho ny heloka,+ ary hanatitra izany any amin’ny mpisorona.
6 Ary haka ondrilahy tsy misy kilema+ sady araka ny tombam-bidy takin’ny mpisorona izy, ka hitondra izany ho an’i Jehovah ho fanatitra noho ny heloka,+ ary hanatitra izany any amin’ny mpisorona.