Levitikosy 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny vehivavy mbamin’ny zanany vavy.+ Ary aza maka ny zanakavavin’ny zanany lahy na ny zanakavavin’ny zanany vavy, mba hampiharihariana ny fitanjahany. Iray ra ireo, ka fitondran-tena baranahiny+ izany. Deoteronomia 27:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny rafozambaviny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
17 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny vehivavy mbamin’ny zanany vavy.+ Ary aza maka ny zanakavavin’ny zanany lahy na ny zanakavavin’ny zanany vavy, mba hampiharihariana ny fitanjahany. Iray ra ireo, ka fitondran-tena baranahiny+ izany.