FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tandremo ny lalàko sy ny didim-pitsarako.+ Aza misy ataonareo izany zava-maharikoriko rehetra izany, na ianareo teratany na ny vahiny monina eo aminareo.+

  • Salamo 105:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Mba hitandreman’izy ireo ny fitsipiny+

      Sy hankatoavany ny lalàny.+

      Miderà an’i Jah!+

  • Salamo 119:80
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  80 Tsy hisy tsiny anie ny fitandreman’ny foko ny fitsipikao,+

      Mba tsy hitsanga-menatra aho!+

  • Mpitoriteny 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara