Levitikosy 11:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 mba hanavahana+ ny maloto sy ny madio, ary ny zavamananaina azo hanina sy ny tsy azo hanina.’” Deoteronomia 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa izao no karazam-biby azonareo hanina:+ Omby, ondry aman’osy, Asan’ny Apostoly 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy anefa i Petera: “Sanatria, Tompo ô! Fa mbola tsy nihinan-javatra maloto sy tsy madio mihitsy aho.”+
14 Hoy anefa i Petera: “Sanatria, Tompo ô! Fa mbola tsy nihinan-javatra maloto sy tsy madio mihitsy aho.”+