Levitikosy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Aza misy atokana*+ ho an’i Moleka+ ny taranakao. Aza zimbazimbaina+ amin’izany fomba izany ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.+ Levitikosy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah. Levitikosy 22:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aza zimbazimbaina ny anarako masina,+ fa hohamasinina eo anivon’ny zanak’Israely aho.+ Izaho no Jehovah izay manamasina anareo,+
21 “‘Aza misy atokana*+ ho an’i Moleka+ ny taranakao. Aza zimbazimbaina+ amin’izany fomba izany ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.+
12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.
32 Aza zimbazimbaina ny anarako masina,+ fa hohamasinina eo anivon’ny zanak’Israely aho.+ Izaho no Jehovah izay manamasina anareo,+