Levitikosy 11:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+ Hamasino ny tenanareo, ary aoka ho masina ianareo,+ satria masina aho.+ Koa aza mandoto tena amin’ny biby mifanaretsaka, izay mihetsiketsika eny ambonin’ny tany.
44 Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+ Hamasino ny tenanareo, ary aoka ho masina ianareo,+ satria masina aho.+ Koa aza mandoto tena amin’ny biby mifanaretsaka, izay mihetsiketsika eny ambonin’ny tany.